Zephaniah 1:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andron’ny feon’ny anjomara sy ny horakoraka, hamelezana ny tanàna mimanda sy ny tilikambon’ny mpiambina eny amin’ny zoron’ny manda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
andron’ny trômpetra sy ny fanairana, eo ambonin’ny tanàna mimanda, mbamin’ny nongonongona avo amin’ny manda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany andro izany no handrenesana ny miaramila hitsoka trompetra sy hanao akoran’ady hamelezana ireo tanàna mimanda sy ny tilikambo avo eny amin’ny zorony.
Malagasy Bible 1865
Andro fahaveloman'ny anjomara sy ny akora, Hamelezana ny tanàna mimanda sy ny tilikambo avo eny amin'ny zorony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andron’ny feon’ny anjomara sy ny horakoraka, hamelezana ny tanàna mimanda sy ny tilikambon’ny mpiambina eny amin’ny zoron’ny manda.
malagasy
Andro fahaveloman'ny anjomara sy ny akora, Hamelezana ny tanàna mimanda sy ny tilikambo avo eny amin'ny zorony.