Zephaniah 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haringako tsy ho eny ambonin’ny tany tokoa ny zavatra rehetra, hoy NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoesoriko eo ambonin’ny tany ny zavatra rehetra, - teny marin’i Iaveh; -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no teny hentitra ataon’ny TOMPO: «Holevoniko avokoa ny aina rehetra eto ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Hakifako tokoa ny zavatra rehetra tsy ho eny ambonin'ny tany, hoy Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haringako tsy ho eny ambonin’ny tany tokoa ny zavatra rehetra, hoy NY TOMPO;
malagasy
[Ny hamaliana ny firenena rehetra noho ny ratsy nataony, indrindra fa ny Joda] Hakifako tokoa ny zavatra rehetra tsy ho eny ambonin'ny tany, hoy Jehovah;