Zephaniah 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’izay nihemotra niala tamin’NY TOMPO sy izay tsy nitady NY TOMPO na nila hevitra taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ireo mihataka miala amin’i Iaveh, izay tsy mitady an’i Iaveh, ary tsy manan-draharaha Aminy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Holevoniko izay mihataka miala amiko TOMPO ka tsy mitady AHY sady tsy mila hevitra amiko.»
Malagasy Bible 1865
Ary izay nihemotra niala tamin'i Jehovah, Sy izay tsy nitady an'i Jehovah na nanontany taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’izay nihemotra niala tamin’NY TOMPO sy izay tsy nitady NY TOMPO na nila hevitra taminy.
malagasy
Ary izay nihemotra niala tamin'i Jehovah, Sy izay tsy nitady an'i Jehovah na nanontany taminy.