Zephaniah 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tonga amin’ny andro hamonoan’NY TOMPO zavatra hatao fanatitra dia hovaliako ny lehibe sy ny zanaky ny mpanjaka, mbamin’izay rehetra mitafy ny fitafin’ny firenena hafa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no hitranga: Amin’ny andron’ny soron’i Iaveh hofaizako ny mpanapaka sy ny zanak’andriana, mbamin’izay rehetra manao fitafian’ny hafa firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no teny hentitra ataon’ny TOMPO: «Amin’izany andro hanaovako sorona izany dia hofaiziko ny mpitondra sy ny zanaky ny mpanjaka ary izay rehetra manaraka fomba fitafy vahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mby amin'ny andro hamonoan'i Jehovah zavatra hatao fanatitra, Dia hovaliako ny lehibe sy ny zanak'andriana Mbamin'izay rehetra mitafy ny fitafin'ny firenena hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tonga amin’ny andro hamonoan’NY TOMPO zavatra hatao fanatitra dia hovaliako ny lehibe sy ny zanaky ny mpanjaka, mbamin’izay rehetra mitafy ny fitafin’ny firenena hafa.
malagasy
Ary raha mby amin'ny andro hamonoan'i Jehovah zavatra hatao fanatitra, Dia hovaliako ny lehibe sy ny zanak'andriana Mbamin'izay rehetra mitafy ny fitafin'ny firenena hafa.