Zephaniah 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hovaliako izay rehetra miezaka mihoatra ny tokonana, dia ireo mameno herisetra sy fitaka ny tranon’ny Tompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hofaizako avokoa amin’izany andro izany, izay rehetra miezaka mihoatra ny tokonana, ka nameno fahasahiana amam-pitaka ny tranon’ny tompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany dia hofaiziko avokoa izay rehetra mandingana ny tokonan- tempoliny sy izay rehetra mameno ny tranon’ny tompony amin’ny harena azo an-kosoka sy an-keriny.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia hovaliako izay rehetra miezaka mihoatra ny tokonana, Dia ireo mameno loza sy fitaka ny tranon'ny tompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hovaliako izay rehetra miezaka mihoatra ny tokonana, dia ireo mameno herisetra sy fitaka ny tranon’ny Tompony.
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia hovaliako izay rehetra miezaka mihoatra ny tokonana, Dia ireo mameno loza sy fitaka ny tranon'ny tompony.