Zephaniah 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangòna; eny, mivoria ianareo ry firenena tsy manan-kenatra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitombena saina, mieritrereta ao anatinareo, ry karazan’olona lany henatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandiniha ka mieritrereta, ry vahoaka lany henatra,
Malagasy Bible 1865
Miangona, eny, mivoria ianareo Ry firenena tsy manan-kenatra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangòna; eny, mivoria ianareo ry firenena tsy manan-kenatra,
malagasy
[Anatra ho fampibebahana ny olona, dieny mbola tsy mihatra ny loza]Miangona, eny, mivoria ianareo Ry firenena tsy manan-kenatra, [Na: tsy manina]