Zephaniah 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no ho valin’ny avonavony satria nandatsa ny olon’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, sy nirehareha taminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony, satria naneso sy niangiangy tamin’ny vahoakan’i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no famaizana setrin’ny avonavony satria izy roa tonta dia samy nandatsa ny vahoakan’ilay TOMPOn’izao rehetra izao ary nanitatra ny taniny teo amin’ny azy.
Malagasy Bible 1865
Izany no ho valin'ny avonavony, Satria nandatsa ny olon'i Jehovah, Tompon'ny maro, sy nirehareha taminy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no ho valin’ny avonavony satria nandatsa ny olon’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, sy nirehareha taminy izy.
malagasy
Izany no ho valin'ny avonavony, Satria nandatsa ny olon'i Jehovah, Tompon'ny maro, sy nirehareha taminy izy.