Zephaniah 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanainga ny tanany hamely ny avaratra Izy ka handringana an’i Asiria; hahalao an’i Ninive ho karankaina tahaka ny tany efitra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haninji-tanana hamely ny Avaratra koa izy, handringana an’i Asora, ary hahalao an’i Niniva, ka hahatonga azy ho karankaina toy ny efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haninji-tanana koa ny TOMPO hamely ny faritra avaratra ka handringana an’i Asiria; Izy no hahalao ny tanànan’i Ninive ka hahatonga azy ho karankaina toy ny taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Ary haninjitra ny tànany hamely ny avaratra Izy Ka handringana an'i Asyria; Ary hahalao an'i Ninive ho karankaina tahaka ny efitra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanainga ny tanany hamely ny avaratra Izy ka handringana an’i Asiria; hahalao an’i Ninive ho karankaina tahaka ny tany efitra Izy.
malagasy
Ary haninjitra ny tànany hamely ny avaratra Izy Ka handringana an'i Asyria; Ary hahalao an'i Ninive ho karankaina tahaka ny efitra Izy.