Zephaniah 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’ny mponina any amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita! Mihatra aminareo ny tenin’NY TOMPO hoe: Ry Kanana, tanin’ny Filistina, haringako tsy hisy mponina eo aminao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’ny mponina any amin’ny faritanin’ny ranomasina, dia ny firenenan’ny Kretoà! Efa voatonona ny tenin’i Iaveh mamely anareo ry Kanaàna, tanin’ny Filistinina: Ary haringako ianao ka tsy hisy mponina sisa eo aminao intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozanareo avy any Kaftôra, izay mipetraka amoron-dranomasina! Izao no tenin’ny TOMPO mitsara anareo: «Ry Kanàhana tanin’ny Filistinina, haringako tsy hisy mponina intsony eo aminao.
Malagasy Bible 1865
Lozan'ny mponina any amoron-tsiraka, Dia ny firenen'ny Keretita! Mihatra aminareo ny tenin'i Jehovah, Ry Kanana, tanin'ny Filistina! Haringako tsy hisy mponina eo aminao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’ny mponina any amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita! Mihatra aminareo ny tenin’NY TOMPO hoe: Ry Kanana, tanin’ny Filistina, haringako tsy hisy mponina eo aminao!
malagasy
Lozan'ny mponina any amoron-tsiraka, Dia ny firenen'ny Keretita! Mihatra aminareo ny tenin'i Jehovah, Ry Kanana, tanin'ny Filistina! Haringako tsy hisy mponina eo aminao,