Zephaniah 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny moron-tsiraka dia ho tonga tany fiandrasana ondry, ho toeram-piandrasan’ny mpiandry ondry sy ho valan’ondry aman’osy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faritanin’ny ranomasina hanjary tany fiandrasana ondry sy zohin’ny mpiandry ondry, ary valan’ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taninao eo amorontsiraka dia ho lasa fiandrasam-biby fiompy ka hiriariavan’ny mpiandry ondry ary hasiana valan’ondry aman’osy.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny any amoron-tsiraka dia ho tonga tany fiandrasana ondry, izay misy zohy fialofan 'ny mpiandry ondry, Sy ho valan'ondry aman'osy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny moron-tsiraka dia ho tonga tany fiandrasana ondry, ho toeram-piandrasan’ny mpiandry ondry sy ho valan’ondry aman’osy.
malagasy
Ary ny any amoron-tsiraka dia ho tonga tany fiandrasana ondry, izay misy zohy fialofan'ny mpiandry ondry, Sy ho valan'ondry aman'osy, [Na: trano-bongon']