Zephaniah 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tanin’ny sisa amin’ny taranak’i Joda izany ka any no hiandrasany ondry. Ao amin’ny tranon’i Askelona no handriany amin’ny hariva, fa NY TOMPO Andriamaniny no hamangy azy ka hampody azy avy amin’ny fahababoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho faritany ho an’ny sisa amin’ny taranak’i Jodà izany, hiandry ny ondriny eo izy; dia handry ao amin’ny tranon’i Askalôna nony hariva, fa hamangy sy hanangana azy indray i Iaveh Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa velona amin’ny taranak’i Joda no hanana izany faritra izany; ao no hiandrasany biby fiompy, ary ny tranon’i Askelôna no hatoriany amin’ny hariva. Fa hanasoa azy ny TOMPO Andriamaniny ary hanome fanambinana azy indray.
Malagasy Bible 1865
Ary ho tanin'ny sisa amin'ny taranak'i Joda izany, Ka any no hiandrasany ondry; Ny tranon'i Askelona no handriany amin'ny hariva; Fa Jehovah Andriamaniny no hamangy azy Ka hampody azy avy amin'ny fahababoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tanin’ny sisa amin’ny taranak’i Joda izany ka any no hiandrasany ondry. Ao amin’ny tranon’i Askelona no handriany amin’ny hariva, fa NY TOMPO Andriamaniny no hamangy azy ka hampody azy avy amin’ny fahababoany.
malagasy