Zephaniah 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa reko ny latsa ataon’i Moaba sy ny fanaratsiana ataon’ny taranak’i Amona izay nandatsany ny oloko sy nireharehany teny amin’ny sisintaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reko avokoa ny fanevatevan’i Moaba sy ny fanaratsian’ny taranak’i Amôna, izay nanevateva ny vahoakako, sy nitatra nihoby taminy teny amin’ny sisin-taniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: dia manao teny hentitra hoe: «Reko ny olon’i Môaba sy Hamôna nandatsa sy nanaratsy ny vahoakako. Eny, nandatsa azy izy roa tonta, ary nanitatra ny taniny teo amin’ny azy.
Malagasy Bible 1865
Efa reko ny fandatsan'i Moaba Sy ny fanaratsian'ny taranak'i Amona, Izay nandatsany ny oloko Sy nireharehany teny amin'ny sisin-taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa reko ny latsa ataon’i Moaba sy ny fanaratsiana ataon’ny taranak’i Amona izay nandatsany ny oloko sy nireharehany teny amin’ny sisintaniny.
malagasy
Efa reko ny fandatsan'i Moaba Sy ny fanaratsian'ny taranak'i Amona, Izay nandatsany ny oloko Sy nireharehany teny amin'ny sisin-taniny.