Zephaniah 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’ny tanàna mikomy sady voaloto, dia ilay mampahory!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mila loza ilay miodina sy voaloto dia ny tanàna fampahoriana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozan’i Jerosalema ilay tanàna mpikomy, feno fahalovana sy fampahoriana!
Malagasy Bible 1865
Lozan'ny tanàna miodina sady voaloto, Dia ilay mampahory!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’ny tanàna mikomy sady voaloto, dia ilay mampahory!
malagasy
Lozan'ny tanàna miodina sady voaloto, Dia ilay mampahory!