Zephaniah 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hamelako olona mahantra sy madinika ihany ao aminao ary ny anaran’NY TOMPO no hialofany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havelako eo aminao ny vahoaka ambany sy manetry tena anankiray izay hatoky ny Anaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa hisy olona ory sy malahelo hataoko sisa tavela eo aminao, dia olona hitady fialofana amiko TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Nefa hamelako olona ory sy malahelo ihany ao aminao, Ary ny anaran'i Jehovah no hialofany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hamelako olona mahantra sy madinika ihany ao aminao ary ny anaran’NY TOMPO no hialofany.
malagasy
Nefa hamelako olona ory sy malahelo ihany ao aminao, Ary ny anaran'i Jehovah no hialofany,