Zephaniah 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hanao heloka na handainga intsony ny sisa amin’ny Israely. Tsy hisy lela mamitaka eo am-bavany fa ho afaka mihinana sy mandry izy ka tsy hisy hanaitaitra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa amin’i Israely dia tsy hanao ny tsy marina, na hilaza lainga, ary tsy hahitana eo am-bavany intsony izay lela mandainga. Fa hihinana sy handry feizay izy ireo, ary tsy hisy olona hanaitaitra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa velona amin’ny vahoaka Israely dia tsy hanao heloka na hilaza lainga intsony, ary tsy hanao teny mamitaka intsony. Fa hihinana sy handry feizay izy ka tsy hisy hampatahotra azy.»
Malagasy Bible 1865
Ny sisa amin'ny Isiraely dia tsy hanao meloka na handainga, Ary tsy hisy lela mamitaka eo am-bavany; Fa hihinana sy handry izy, ka tsy hisy hanaitaitra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hanao heloka na handainga intsony ny sisa amin’ny Israely. Tsy hisy lela mamitaka eo am-bavany fa ho afaka mihinana sy mandry izy ka tsy hisy hanaitaitra azy.
malagasy
Ny sisa amin'ny Isiraely dia tsy hanao meloka na handainga, Ary tsy hisy lela mamitaka eo am-bavany; Fa hihinana sy handry izy, ka tsy hisy hanaitaitra azy.