Zephaniah 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihobia, ry Ziona zanakavavy! Manaova feo fifaliana, ry Israely! Mifalia sy miravoravoa amin’ny fonao manontolo, ry Jerosalema zanakavavy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihobia, ry zanaka vavin’i Siôna! manaova feo firavoravoana, ry Israely! Mifalia sy miraharahà amin’ny fonao rehetra, ry zanaka vavin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihobia, ry tanànan’i Tsiôna! Manaova firavoravoana, ry vahoakan’i Israely! Mifalia sy mibitaha amin’ny fonareo manontolo, ry mponin’i Jerosalema!
Malagasy Bible 1865
Mihobia, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Isiraely; Mifalia sy miravoravoa amin'ny fonao rehetra, ry Jerosalema zanakavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihobia, ry Ziona* zanakavavy! Manaova feo fifaliana, ry Israely! Mifalia sy miravoravoa amin’ny fonao manontolo, ry Jerosalema zanakavavy!
malagasy
Mihobia, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Isiraely; Mifalia sy miravoravoa amin'ny fonao rehetra, ry Jerosalema zanakavavy.