Zephaniah 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia holazaina amin’i Jerosalema hoe: Aza matahotra ry Ziona; eny, aza miraviravy tanana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, izao no holazaina amin’i Jerosalema: Aza matahotra, ry Siôna, ary aza miraviravy tanana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io andro io no hilazana amin’i Jerosalema hoe: «Aza matahotra, ry tanànan’i Tsiôna, aza miraviravy tanana!
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia holazaina amin'i Jerosalema hoe: Aza matahotra Ary aza miraviravy tanana, ry Ziona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia holazaina amin’i Jerosalema hoe: Aza matahotra ry Ziona; eny, aza miraviravy tanana!
malagasy
Amin'izany andro izany dia holazaina amin'i Jerosalema hoe: Aza matahotra Ary aza miraviravy tanana, ry Ziona.