Zephaniah 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nihaino ny feo izy na nino anatra; tsy nitokiany NY TOMPO, tsy nanatona an’Andriamaniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy feo nohenoiny akory, tsy nandray anatra izy, tsy niankina tamin’i Iaveh, tsy nanatona an’Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nohenoiny ny tenin’ny TOMPO tsy noraisiny ny fampitandremany! tsy nametra-pitokiana taminy izy; ilay Andriamaniny tsy nohatoniny.
Malagasy Bible 1865
Tsy nihaino ny feo izy, Na nino anatra; Jehovah tsy nitokiany, Andriamaniny tsy nohatoniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nihaino ny feo izy na nino anatra; tsy nitokiany NY TOMPO, tsy nanatona an’Andriamaniny izy.
malagasy
Tsy nihaino ny feo izy, Na nino anatra; Jehovah tsy nitokiany, Andriamaniny tsy nohatoniny.