Zephaniah 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpaminaniny dia avo vava sady mpamitaka. Ny mpisorony dia mandoto izay masina; eny, manitsakitsaka ny lalàna izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpaminaniny vavàna sady olona mamitaka; ny mpisorony mandoto ny zava-masina sy mandika ny lalàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpieboebo sady mpamitaka ireo mpaminaniny; zimbazimbain’ireo mpisorony kosa ny zavatra voatokana ho an’Andriamanitra ary dikainy ny lalàna.
Malagasy Bible 1865
Vavana sady mpamitaka ny mpaminaniny; Mandoto izay masina ny mpisorony, Eny, mamadika ny lalàna izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpaminaniny dia avo vava sady mpamitaka. Ny mpisorony dia mandoto izay masina; eny, manitsakitsaka ny lalàna izy.
malagasy
Vavana sady mpamitaka ny mpaminaniny; Mandoto izay masina ny mpisorony, Eny, mamadika ny lalàna izy.