Zephaniah 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’izany dia hovako ho madio ny molotry ny firenena mba hiantsoan’izy rehetra ny anaran’NY TOMPO sy hanompoany Azy amin’ny firaisan-kina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’izany ny firenena homeko molotra madio hiantsoan’izy rehetra ny Anaran’i Iaveh sy hanompoany Azy amim-piraisan-kina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’izany, dia hovako ny firenena isan-tokony ka hodioviko ny molony; dia hivavaka amiko TOMPO izy rehetra ary hiray hina hanompo Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'izany dia hovako ho madio ny molotry ny firenena, Hiantsoan'izy rehetra ny anaran'i Jehovah, hanompoany Azy amin'ny firaisan-kina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’izany dia hovako ho madio ny molotry ny firenena mba hiantsoan’izy rehetra ny anaran’NY TOMPO sy hanompoany Azy amin’ny firaisan-kina.
malagasy
[Ny amin'ny hibebahan'ny jentilisa, sy ny hanomezam-boninahitra ny Isiraely] Fa amin'izany dia hovako ho madio ny molotry ny firenena, Hiantsoan'izy rehetra ny anaran'i Jehovah, hanompoany Azy amin'ny firaisan-kina. [Heb. soroka iray]