Joshua 5:16
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ilay filohan’ny tafik’i Iaveh tamin’i Jôsoe: «Esory hiala amin’ny tongotrao ny kapanao, fa masina io tany ijanonanao io.» Dia nataon’i Jôsoe izany.
Compare Joshua 5:16 across all translations →