Mark 8:39
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa Izy: «Lazaiko marina aminareo fa ny sasany aminareo eto dia tsy hanandra-pahafatesana raha tsy efa mahita ny fanjakan’Andriamanitra tonga amin’ny voninahitra.»
Compare Mark 8:39 across all translations →