Numbers 17:25
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Avereno ho eo anoloan’ny vavolombelona ny tehin’i Aarôna, hotahirizina ho famantarana ho an’ny zanaky ny fikomiana, mba hampitsaharanao ny fimonomonònan’izy ireo eo anatrehako, mba tsy ho faty izy.»
Compare Numbers 17:25 across all translations →