Psalms 49:21
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olombelona na dia ao anatin’ny voninahiny aza, dia tsy mahafantatra; mitovy amin’ny biby izay levona izy.
Compare Psalms 49:21 across all translations →
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)