Psalms 61:9
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hankalaza ny anaranao hatrany aho amin’ny salamo sy zava-maneno, sady hanolotra isan’andro isan’andro ny sorona nataoko voady taminao.
Compare Psalms 61:9 across all translations →