Joel 4:20
malagasy
Fa Joda honenana mandrakizay, ary Jerosalema hatramin'ny taranaka fara mandimby.Ary hamaly ny rà marina izay tsy mbola novaliako Aho; Fa Jehovah monina ao Ziona.
Compare Joel 4:20 across all translations →