Joel 4:7
malagasy
Indro, hofohaziko izy hiala ny amin'ny tany Izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo,
Compare Joel 4:7 across all translations →
malagasy