1 Chronicles 5:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanak’i Amrama dia i Arona sy i Mosesy ary i Miriama. Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Amrama: i Aarôna, i Môizy ary i Maria. Zanaka lahin’i Aarôna: i Nadaba, i Abiò, i Eleazara ary i Itamara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Hamràma dia i Aharôna sy i Mosesy; ary ny zanakavaviny dia i Miriama. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanak’i Amrama dia i Arona sy i Mosesy ary i Miriama. Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara.
malagasy
Ary ny zanak'i Amrama dia Arona sy Mosesy ary Miriama. Ny zanakalahin'i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara.