1 Chronicles 5:29
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Hamràma dia i Aharôna sy i Mosesy; ary ny zanakavaviny dia i Miriama. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara.
Compare 1 Chronicles 5:29 across all translations →