2 Kings 12:22 — Compare Translations
4 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Jozakara, zanak’i Simata sy i Jozabada, zanak’i Somera, mpanompony dia namely azy ho faty. Dia nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. Ary i Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jôsakara zanak’i Semaata sy i Jôsabada zanak’i Somera, mpanompony, no namely azy, ka dia maty izy. Nalevina tao amin’ny razany tao an-tanànan’i Davida izy; ary i Amasiasa zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Jozakara, zanak’i Simata sy i Jozabada, zanak’i Somera, mpanompony dia namely azy ho faty. Dia nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. Ary i Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Fa Jozakara, zanak'i Simata, sy Jozabada, zanak'i Somera mpanompony namely azy ho faty; dia nalevina tao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida izy; ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.