2 Kings 12:22
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jôsakara zanak’i Semaata sy i Jôsabada zanak’i Somera, mpanompony, no namely azy, ka dia maty izy. Nalevina tao amin’ny razany tao an-tanànan’i Davida izy; ary i Amasiasa zanany no nanjaka nandimby azy.
Compare 2 Kings 12:22 across all translations →