Psalms 22:32 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho avy izy ireo ka hitory ny fahamarinany; hambaran’izy ireo amin’ny vahoaka mbola ho teraka ny nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo olona vao ho teraka hitantarana izay nataony hanafahana ny vahoakany.