Psalms 22:32
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho avy izy ireo ka hitory ny fahamarinany; hambaran’izy ireo amin’ny vahoaka mbola ho teraka ny nataony.
Compare Psalms 22:32 across all translations →
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)