Psalms 34:23 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa avotan’i Iaveh kosa ny fanahin’ny mpanompony; ary tsy misy faiziny izay rehetra mialoka aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vonjen’ny TOMPO hatrany ny ain’ny mpanompony ary tsy hisy hohelohina izay mialoka aminy.