Psalms 34:23
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa avotan’i Iaveh kosa ny fanahin’ny mpanompony; ary tsy misy faiziny izay rehetra mialoka aminy.
Compare Psalms 34:23 across all translations →
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)