Psalms 56:14 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanafaka ny fanahiko tamin’ny fahafatesana Ianao, - moa va tsy niaro ny tongotro tsy ho solafaka? - mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra amin’ny fahazavan’ny velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria narovanao tsy ho faty aho. Eny, Andriamanitra ô, nambenanao aho mba tsy ho solafa-mamindra ka hizotra eo anoloanao, anatin’ny hazavana mahavelona.