Psalms 56:14
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanafaka ny fanahiko tamin’ny fahafatesana Ianao, - moa va tsy niaro ny tongotro tsy ho solafaka? - mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra amin’ny fahazavan’ny velona.
Compare Psalms 56:14 across all translations →