Psalms 57:12 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misandrata any ambonin’ny lanitra Ianao, ry Andriamanitra, hamirapiratra ambonin’ny tany rehetra anie ny voninahitrao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, misandrata Ianao hanerinerina any an-tampon’ny lanitra; aoka anie ny voninahitrao hamiratra amin’ny tany tontolo!