Psalms 57:12
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misandrata any ambonin’ny lanitra Ianao, ry Andriamanitra, hamirapiratra ambonin’ny tany rehetra anie ny voninahitrao!
Compare Psalms 57:12 across all translations →
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)