Psalms 64:11 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mifaly amin’i Iaveh sy mitoky aminy ny marina; mirehareha avokoa ny mahitsy fo rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny olo-marina hifaly amin’ny TOMPO sy hanao Azy ho fialofany hatrany; ary aoka ny mahitsy fo rehetra hifampiarahaba noho ny aminy!