Psalms 64:11
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny olo-marina hifaly amin’ny TOMPO sy hanao Azy ho fialofany hatrany; ary aoka ny mahitsy fo rehetra hifampiarahaba noho ny aminy!
Compare Psalms 64:11 across all translations →