1 Kings 5:32
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpandrafi-baton’i Salômôna sy ny mpandrafi-baton’i Hirama, ary ny Giblianina, no nipaika sy namboatra ny hazo sy ny vato hanaovana ny trano.
Compare 1 Kings 5:32 across all translations →