Psalms 40:18
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ory sy mahantra aho; fa ny Tompo no hiahy ahy. Ianao no vonjiko sy mpanafaka ahy: ka aza ela, ry Andriamanitra ô!
Compare Psalms 40:18 across all translations →
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)