bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Joel 3
Joel 3
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
1
Dia hoy ny TOMPO hoe: «Rehefa afaka izany dia handatsaka ny Fanahiko amin’ny olombelona rehetra Aho, ka haminany ny zanakalahinareo mbamin’ny zanakavavinareo, hanonofy ny lahiantitrareo ary hisehoam-pahitana ny tanoranareo.
2
Na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin’izany andro izany.
3
Hampiseho zava-mahagaga eny amin’ny lanitra sy etỳ amin’ny tany Aho, dia ra sy afo ary setroka mitambolina.
4
Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana mialoha ny hiavian’ny andron’ny TOMPO izay andro lehibe sady mahatahotra.
5
Ary na iza na iza hiantso ny anaran’ny TOMPO dia ho voavonjy. Fa eo an-tendrombohitra Tsiôna sy ao Jerosalema dia hisy sisa afaka, araka ny voalazan’ny TOMPO. Ary izay antsoin’ny TOMPO dia ho isan’ny afa-mandositra.
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
All chapters:
1
2
3