Psalms 40:18
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, mahantra sy malahelo aho nefa Ianao tsy mba manadino ahy. Mpamonjy sy mpanafaka ahy Ianao, ka aza ela fa tongava, Andriamanitro ô!
Compare Psalms 40:18 across all translations →