bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Psalms 106
Psalms 106
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 105
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 51
Chapter 52
Chapter 53
Chapter 54
Chapter 55
Chapter 56
Chapter 57
Chapter 58
Chapter 59
Chapter 60
Chapter 61
Chapter 62
Chapter 63
Chapter 64
Chapter 65
Chapter 66
Chapter 67
Chapter 68
Chapter 69
Chapter 70
Chapter 71
Chapter 72
Chapter 73
Chapter 74
Chapter 75
Chapter 76
Chapter 77
Chapter 78
Chapter 79
Chapter 80
Chapter 81
Chapter 82
Chapter 83
Chapter 84
Chapter 85
Chapter 86
Chapter 87
Chapter 88
Chapter 89
Chapter 90
Chapter 91
Chapter 92
Chapter 93
Chapter 94
Chapter 95
Chapter 96
Chapter 97
Chapter 98
Chapter 99
Chapter 100
Chapter 101
Chapter 102
Chapter 103
Chapter 104
Chapter 105
Chapter 106
Chapter 107
Chapter 108
Chapter 109
Chapter 110
Chapter 111
Chapter 112
Chapter 113
Chapter 114
Chapter 115
Chapter 116
Chapter 117
Chapter 118
Chapter 119
Chapter 120
Chapter 121
Chapter 122
Chapter 123
Chapter 124
Chapter 125
Chapter 126
Chapter 127
Chapter 128
Chapter 129
Chapter 130
Chapter 131
Chapter 132
Chapter 133
Chapter 134
Chapter 135
Chapter 136
Chapter 137
Chapter 138
Chapter 139
Chapter 140
Chapter 141
Chapter 142
Chapter 143
Chapter 144
Chapter 145
Chapter 146
Chapter 147
Chapter 148
Chapter 149
Chapter 150
Chapter 107 →
1
Haleloià! Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
2
Iza no afaka hilaza ny asa lehibe vitan’ny TOMPO ka hampanako ny fiderana manontolo sahaza Azy?
3
Sambatra izay mitandrina ny rariny ka manao ny hitsiny amin’ny fotoana rehetra.
4
TOMPO ô, mba tsarovy aho, rehefa anehoanao fitia ny vahoakanao; mba tolory famonjena aho, rehefa mamonjy azy Ianao.
5
Aoka hahita ny fandrosoan’ireo voafidinao aho ary hiombom-pifaliana amin’ny vahoakanao sy hiara-miravoravo amin’ireo voatokana ho Anao!
6
Efa nanota toy ny razanay izahay, eny, efa nivoana sy nanao ratsy.
7
Fony tany Ejipta ny razanay, dia tsy nahatakatra ny asanao mahagaga; tsy nahatsiaro ny halehiben’ny fitiavanao izy, koa teo akaikin’ny Ranomasin’ny Volotara dia nikomy taminao Avo Indrindra.
8
Nefa noho Izy Tompo dia novonjeny ny razanay mba hampahafantarany ny heriny lehibe.
9
Norahonany ny Ranomasin’ny Volotara ka maina niaraka tamin’izay; dia toy ny mandeha amin’ny tany maina no nitondrany azy hitety ny fanambanin’ny ranobe.
10
Novonjeny tsy ho azon’ny mpankahala ireo ary nafahany tsy ho voatanan’ny fahavalo.
11
Voarakotry ny rano kosa ireo mpandrafy ka tsy nisy niangana na iray aza;
12
ka dia mba nino ny tenin’Andriamanitra sy nihira fiderana Azy ny razanay.
13
Vetivety anefa dia hadinon’ireo razanay ny asa nataon’Andriamanitra ka tsy andriny akory ny fandaharany.
14
Voan’ny fitsiriritana tany an-taniefitra ireo ary nihantsy an’Andriamanitra tany an-tany hay.
15
Dia nomeny azy ny hena notakîny ka nataony voky sy leony mihitsy ireo.
16
Tao an-toby kosa dia nisy nialona i Mosesy sy i Aharôna ilay voatokana ho an’ny TOMPO.
17
Koa nivava ny tany nitelina an’i Datàna sady nanarona ny tarik’i Abirama.
18
Afo no nandoro ny tarik’izy roa lahy, lelafo no nandevona ireo olon-dratsy ireo.
19
Dia nanamboatra ombilahikely tao Hôreba ny razanay, ka niankohoka teo amin’ny sarivongana varahina.
20
Ny voninahitr’Andriamanitra dia nosoloiny sarivongan’ombilahy homana ahitra.
21
Hadinony Andriamanitra mpamonjy azy, Ilay nanao zava-dehibe tany Ejipta,
22
dia ireo zava-mahagaga tao amin’ny tanin’i Hama ary koa ireo zava-mahatalanjona teo amin’ny Ranomasin’ny Volotara.
23
Dia nilaza Andriamanitra fa handringana azy; kanjo i Mosesy ilay voafidiny dia nanelanelana teo anatrehany ka nisakana ny hatezerany tsy hamongotra.
24
Avy eo tsy nasiany lanjany akory ilay tany mahafinaritra ary tsy ninoany velively ny fampanantenan’Andriamanitra;
25
fa nikomy tao an-dainy izy ary tsy nihaino intsony izay nolazain’ny TOMPO.
26
Koa nanangan-tanana hianiana Andriamanitra fa handringana an’ireo razanay any an-taniefitra,
27
hampiely ny taranany any amin’ny hafa firenena ka hamela azy ho faty any an-tany rehetra any.
28
Tao Pehôra dia nanolo-tena ny razanay hanompo ny sampy Bahala sady nihinana ny hena natao sorona ho an’ny andriamanitra maty.
29
Nampahatezitra ny Tompo izy tamin’izany, koa namely azy tampoka ny areti-mandringana.
30
Saingy nijoro i Pinehasa nanelanelana, dia nitsahatra ilay areti-mandringana:
31
koa izany asa soa izany dia hahatsiarovana azy eo amin’ny taranaka mifandimby ary mandrakizay.
32
Nampahatezitra ny Tompo koa ny razanay teo akaikin’ny loharanon’i Meribà, ka nampahita faisana an’i Mosesy
33
izay tofoka loatra tamin’ny nafitsok’ireo ka nahavoaka teny tsy voahevitra.
34
Tsy naringan’ny razanay ny Kanahanita, na dia nasain’ny TOMPO nataony aza izany.
35
Niharoany ny hafa firenena sady nianarany ny fanaony;
36
ary notompoiny ny sampin’ireny ka tonga fandrika ho azy izany.
37
Nataony sorona ho an’andriamani-tsiizy ny zanany lahy sy ny zanany vavy.
38
Novonoiny ho faty ny ankizy tsy manan-tsiny izay nataony sorona ho an’ny sampin’i Kanahàna; ka nandotoany ny tany ireo olona nalatsa-dra ireo.
39
Nozimbainy tamin’ny nataony koa ny tenany fony izy nivadika tamin’ny Tompo Andriamaniny.
40
Koa nirehetan’ny fahatezeran’ny TOMPO ilay vahoakany ary naharikoriko Azy tokoa ireo voatokana ho fananany.
41
Natolony ho eo an-tanan’ny hafa firenena izy, ary tonga nanompo vahoaka mpankahala azy,
42
noporetin’ireo fahavalony izy ary niforitra teo ambany fahefàny.
43
Imbetsaka izy no nafahan’ny Tompo, saingy nikiry tamin’ny fikomiany ka nilentika tanaty heloka hatrany.
44
Hitany ny fijalian’ireo ary reny ny fitarainany.
45
Dia tsaroany ny fanekempihavanany hitsimbinana azy; be fitiavana Izy ka nanjary niova hevitra taminy.
46
Izay rehetra namabo ny razanay dia nataony nahay nangoraka azy.
47
TOMPO Andriamanitray ô, vonjeo izahay ka angony avy any amin’ny hafa firenena, mba hideranay ny anaranao masina ary hifalianay amin’ny fankalazana Anao.
48
Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitr’i Israely hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay! Ary aoka ny vahoaka rehetra tafangona hilaza hoe: Amen! Haleloià!
← Chapter 105
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 51
Chapter 52
Chapter 53
Chapter 54
Chapter 55
Chapter 56
Chapter 57
Chapter 58
Chapter 59
Chapter 60
Chapter 61
Chapter 62
Chapter 63
Chapter 64
Chapter 65
Chapter 66
Chapter 67
Chapter 68
Chapter 69
Chapter 70
Chapter 71
Chapter 72
Chapter 73
Chapter 74
Chapter 75
Chapter 76
Chapter 77
Chapter 78
Chapter 79
Chapter 80
Chapter 81
Chapter 82
Chapter 83
Chapter 84
Chapter 85
Chapter 86
Chapter 87
Chapter 88
Chapter 89
Chapter 90
Chapter 91
Chapter 92
Chapter 93
Chapter 94
Chapter 95
Chapter 96
Chapter 97
Chapter 98
Chapter 99
Chapter 100
Chapter 101
Chapter 102
Chapter 103
Chapter 104
Chapter 105
Chapter 106
Chapter 107
Chapter 108
Chapter 109
Chapter 110
Chapter 111
Chapter 112
Chapter 113
Chapter 114
Chapter 115
Chapter 116
Chapter 117
Chapter 118
Chapter 119
Chapter 120
Chapter 121
Chapter 122
Chapter 123
Chapter 124
Chapter 125
Chapter 126
Chapter 127
Chapter 128
Chapter 129
Chapter 130
Chapter 131
Chapter 132
Chapter 133
Chapter 134
Chapter 135
Chapter 136
Chapter 137
Chapter 138
Chapter 139
Chapter 140
Chapter 141
Chapter 142
Chapter 143
Chapter 144
Chapter 145
Chapter 146
Chapter 147
Chapter 148
Chapter 149
Chapter 150
Chapter 107 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50
51
52
53
54
55
56
57
58
59
60
61
62
63
64
65
66
67
68
69
70
71
72
73
74
75
76
77
78
79
80
81
82
83
84
85
86
87
88
89
90
91
92
93
94
95
96
97
98
99
100
101
102
103
104
105
106
107
108
109
110
111
112
113
114
115
116
117
118
119
120
121
122
123
124
125
126
127
128
129
130
131
132
133
134
135
136
137
138
139
140
141
142
143
144
145
146
147
148
149
150