bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Joel 3
Joel 3
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
1
Ary rehefa afaka izany, dia indro fa handatsaka ny Fanahiko amin’ny nofo rehetra Aho, ka ny zanaka lahy aman-janaka vavinareo haminany; ny anti-panahinareo hahita nofy, ny zatovonareo hahazo fahitana.
2
Na dia ny mpanompo lahy ama-mpanompo vavy aza, handatsahako ny Fanahiko amin’izany andro izany.
3
Haneho zava-mahagaga eny an-danitra sy etỳ an-tany Aho, dia ra sy afo aman-tsetroka mitankosina.
4
Ny masoandro hiova ho haizina, ary ny volana ho ra, alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Iaveh, izay sady lehibe no mahatahotra.
5
Ary na zovy na zovy hiantso ny Anaran’i Iaveh, dia ho voavonjy; fa ao an-tendrombohitra Siôna sy ao Jerosalema dia hisy fivorian’ny voavonjy araka ny voalazan’i Iaveh, mbamin’ireo eo amin’izay sisa velona, izay antsoin’i Iaveh.
← Chapter 2
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
All chapters:
1
2
3