bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
/
Psalms 106
Psalms 106
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
← Chapter 105
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 51
Chapter 52
Chapter 53
Chapter 54
Chapter 55
Chapter 56
Chapter 57
Chapter 58
Chapter 59
Chapter 60
Chapter 61
Chapter 62
Chapter 63
Chapter 64
Chapter 65
Chapter 66
Chapter 67
Chapter 68
Chapter 69
Chapter 70
Chapter 71
Chapter 72
Chapter 73
Chapter 74
Chapter 75
Chapter 76
Chapter 77
Chapter 78
Chapter 79
Chapter 80
Chapter 81
Chapter 82
Chapter 83
Chapter 84
Chapter 85
Chapter 86
Chapter 87
Chapter 88
Chapter 89
Chapter 90
Chapter 91
Chapter 92
Chapter 93
Chapter 94
Chapter 95
Chapter 96
Chapter 97
Chapter 98
Chapter 99
Chapter 100
Chapter 101
Chapter 102
Chapter 103
Chapter 104
Chapter 105
Chapter 106
Chapter 107
Chapter 108
Chapter 109
Chapter 110
Chapter 111
Chapter 112
Chapter 113
Chapter 114
Chapter 115
Chapter 116
Chapter 117
Chapter 118
Chapter 119
Chapter 120
Chapter 121
Chapter 122
Chapter 123
Chapter 124
Chapter 125
Chapter 126
Chapter 127
Chapter 128
Chapter 129
Chapter 130
Chapter 131
Chapter 132
Chapter 133
Chapter 134
Chapter 135
Chapter 136
Chapter 137
Chapter 138
Chapter 139
Chapter 140
Chapter 141
Chapter 142
Chapter 143
Chapter 144
Chapter 145
Chapter 146
Chapter 147
Chapter 148
Chapter 149
Chapter 150
Chapter 107 →
1
Aleloia! Ankalazao i Iaveh, fa tsara fo Izy, satria mandrakizay ny famindram-pony.
2
Iza no mahalaza ny asa amin-kerim-po ataon’i Iaveh, iza no mahambara ny voninahiny rehetra?
3
Sambatra izay mitandrina ny lalàna, ka manaraka ny rariny mandrakariva!
4
Ry Iaveh ô, tsarovy aho amin’ny hatsaram-ponao amin’ny vahoakanao, vangio amin’ny famonjenao aho,
5
hahitako ny hasambaran’ny olom-boafidinao, hifaliako amin’ny fifalian’ny vahoakanao, ary hiravoravoako miaraka amin’ny lovanao.
6
Efa nanota toy ny razanay izahay, nahavita heloka izahay, nanao ratsy izahay.
7
Ny razanay tany Ejipta tsy nihevitra ny fahagagana nataonao, tsy nahatsiaro ny hamaroan’ny fahasoavanao; niodina teo amoron-dranomasina, dia ny Ranomasina Mena.
8
Namonjy azy anefa Izy noho ny Anarany, mba hampiharihary ny fahefany.
9
Nambanany ny Ranomasina Mena, dia maina io, ka nentiny nita ny hantsana toy ny hamaky ny efitra izy ireo.
10
Namonjy azy tamin’ny tanan’izay nankahala azy Izy, nanafaka azy tamin’ny tanan’ny mpampahory azy.
11
Nosaforan’ny onjan-drano ireo mpandrafy azy, ka tsy nisy niangana na dia iray aza.
12
Dia nino ny teniny izy ireo tamin’izay, ary nihira fiderana Azy.
13
Kanjo kosa izy ireo nalaky nanadio ny asany, tsy niandry ny hanatanterahany izay voakasany.
14
Voan’ny fitsiriritana tany an’efitra izy, ka naka fanahy an’Andriamanitra tany an-tany mangingina.
15
Nomeny azy ihany izay nangatahiny, fa nasiany fahiazana kosa izy ireo.
16
Tao an-toby indray izy ireo nialona an’i Môizy, sy i Aarôna ilay olo-masin’i Iaveh.
17
Fa nisokatra ny tany, ka nitelina an’i Datàna, sy nikatona nanarona ny antokon’i Abirôna.
18
Nolevonin’ny afo ny antokon’izy ireo, dia levon’ny lelafo ny ratsy fanahy.
19
Nanao zanak’ombalahy izy teo an-tendrombohitra Horeba, dia niankohoka teo anoloan’ny sarin-javatra anidina.
20
Ny voninahitr’izy ireo, dia natakalony sarin’omby miraoka ahitra.
21
Nohadinoiny Andriamanitra Mpamonjy azy, izay nanao zava-dehibe tany Ejipta,
22
fahagagana tany amin’ny tanin’i Kama, famantarana teo amin’ny Ranomasina Mena.
23
Efa nolazainy haringana izy ireo; raha tsy i Môizy olom-boafidiny, no nitsangana teo anatrehany hisakana ny hatezerany tsy handringana azy.
24
Izy ireo nanamavo ny tanim-pahafinaretana tsy nino ny tenin’i Iaveh.
25
Nimonomonona tao an-dainy, ary tsy nanaiky ny feony izy ireo.
26
Ka dia nanainga ny tanany Izy hamely azy ireo, handringana azy any an’efitra:
27
hahavery ny taranany any amin’ny firenena, ary hanely azy any an-tany hafa.
28
Niraikitra tamin’i Beelfegôra izy ireo, ka nihinana ny sorona natolotra ho an’ny maty.
29
Nampahatezitra an’i Iaveh tamin’ny nataony izy ireo, dia nibosesehan’ny loza.
30
Nitsangana nanolotra fanonerana i Finea, dia nitsahatra ny loza.
31
Notanana ho fahamarinana ho azy izany nataony izany, hatramin’ny taona mifandimby mandrakizay.
32
Nampahatezitra an’i Iaveh izy ireo tao amin’ny ranon’i Meribà, ary nozoim-pahoriana noho ny nataon’izy ireo i Môizy;
33
fa nampahasosotra ny fanahiny izy ireo, ka nahavoaka teny tsy voahevitra izy.
34
Tsy naringan’izy ireo ny firenena nasain’i Iaveh naringany.
35
Fa niharo tamin’ny firenena izy nianatra ny asan’ireny.
36
Nanompo ny sampin’ireny, izay tonga fandrika ho azy.
37
Nataony sorona ho an’ny demony, ny zanany lahy aman-janany vavy.
38
Nandatsaka ny ra tsy manan-tsiny izy dia ny ran’ireo zanany lahy aman-janany vavy, nataony sorona tamin’ny sampin’i Kanaana, ka ny tany voaloton’ny vonoana olona.
39
Izy ireo nandoto tena tamin’ny asany, ary nitolo-tena tamin’andriamani-kafa.
40
Dia nirehitra tamin’ny vahoakany ny fahatezeran’i Iaveh, ary tonga tsy tiany mainty ny lovany.
41
Natolony ho eo an-tanan’ny firenena izy ireo, ka notapahin’ireo mankahala azy.
42
Nampahorin’ny fahavalo izy, ary voaetry tambanin’ny tanan’ireny.
43
Nanafaka azy ireo matetika Izy; nefa niodina nanaraka ny fisainany izy ireo; ka ny helony no nahaverezany ny tenany.
44
Nijery ny fahorian’izy ireo anefa Izy, nony nandre ny fitarainany.
45
Notsarovany, hitsimbinana azy, ny fanekeny; namindra fo taminy araka ny hatsaram-pony lehibe Izy;
46
ary nataony nahita famindram-po aminy izy ireo, teo anatrehan’izay rehetra nitana azy ho babo.
47
Vonjeo izahay, ry Iaveh, Andriamanitray, ka angony avy amin’ny firenena izahay, mba hankalazanay ny Anaranao masina, ary hireharehanay amin’ny fiderana Anao.
48
Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitr’i Israely, hatramin’ny mandrakizay ka ho mandrakizay! Ary aoka ny vahoaka rehetra hilaza hoe: Amen! Aleloia!
← Chapter 105
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 51
Chapter 52
Chapter 53
Chapter 54
Chapter 55
Chapter 56
Chapter 57
Chapter 58
Chapter 59
Chapter 60
Chapter 61
Chapter 62
Chapter 63
Chapter 64
Chapter 65
Chapter 66
Chapter 67
Chapter 68
Chapter 69
Chapter 70
Chapter 71
Chapter 72
Chapter 73
Chapter 74
Chapter 75
Chapter 76
Chapter 77
Chapter 78
Chapter 79
Chapter 80
Chapter 81
Chapter 82
Chapter 83
Chapter 84
Chapter 85
Chapter 86
Chapter 87
Chapter 88
Chapter 89
Chapter 90
Chapter 91
Chapter 92
Chapter 93
Chapter 94
Chapter 95
Chapter 96
Chapter 97
Chapter 98
Chapter 99
Chapter 100
Chapter 101
Chapter 102
Chapter 103
Chapter 104
Chapter 105
Chapter 106
Chapter 107
Chapter 108
Chapter 109
Chapter 110
Chapter 111
Chapter 112
Chapter 113
Chapter 114
Chapter 115
Chapter 116
Chapter 117
Chapter 118
Chapter 119
Chapter 120
Chapter 121
Chapter 122
Chapter 123
Chapter 124
Chapter 125
Chapter 126
Chapter 127
Chapter 128
Chapter 129
Chapter 130
Chapter 131
Chapter 132
Chapter 133
Chapter 134
Chapter 135
Chapter 136
Chapter 137
Chapter 138
Chapter 139
Chapter 140
Chapter 141
Chapter 142
Chapter 143
Chapter 144
Chapter 145
Chapter 146
Chapter 147
Chapter 148
Chapter 149
Chapter 150
Chapter 107 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50
51
52
53
54
55
56
57
58
59
60
61
62
63
64
65
66
67
68
69
70
71
72
73
74
75
76
77
78
79
80
81
82
83
84
85
86
87
88
89
90
91
92
93
94
95
96
97
98
99
100
101
102
103
104
105
106
107
108
109
110
111
112
113
114
115
116
117
118
119
120
121
122
123
124
125
126
127
128
129
130
131
132
133
134
135
136
137
138
139
140
141
142
143
144
145
146
147
148
149
150