bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
/
Psalms 89
Psalms 89
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
← Chapter 88
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 51
Chapter 52
Chapter 53
Chapter 54
Chapter 55
Chapter 56
Chapter 57
Chapter 58
Chapter 59
Chapter 60
Chapter 61
Chapter 62
Chapter 63
Chapter 64
Chapter 65
Chapter 66
Chapter 67
Chapter 68
Chapter 69
Chapter 70
Chapter 71
Chapter 72
Chapter 73
Chapter 74
Chapter 75
Chapter 76
Chapter 77
Chapter 78
Chapter 79
Chapter 80
Chapter 81
Chapter 82
Chapter 83
Chapter 84
Chapter 85
Chapter 86
Chapter 87
Chapter 88
Chapter 89
Chapter 90
Chapter 91
Chapter 92
Chapter 93
Chapter 94
Chapter 95
Chapter 96
Chapter 97
Chapter 98
Chapter 99
Chapter 100
Chapter 101
Chapter 102
Chapter 103
Chapter 104
Chapter 105
Chapter 106
Chapter 107
Chapter 108
Chapter 109
Chapter 110
Chapter 111
Chapter 112
Chapter 113
Chapter 114
Chapter 115
Chapter 116
Chapter 117
Chapter 118
Chapter 119
Chapter 120
Chapter 121
Chapter 122
Chapter 123
Chapter 124
Chapter 125
Chapter 126
Chapter 127
Chapter 128
Chapter 129
Chapter 130
Chapter 131
Chapter 132
Chapter 133
Chapter 134
Chapter 135
Chapter 136
Chapter 137
Chapter 138
Chapter 139
Chapter 140
Chapter 141
Chapter 142
Chapter 143
Chapter 144
Chapter 145
Chapter 146
Chapter 147
Chapter 148
Chapter 149
Chapter 150
Chapter 90 →
1
Ny famindrampon’NY TOMPO no hohiraiko mandrakariva; hatramin’ny taranaka fara aman-dimby no hampahafantaran’ny vavako ny fahamarinanao.
2
Fa hoy aho: Hotovonana mandrakizay ny famindrampo; ny fahamarinanao no hampitoerinao any an-danitra.
3
Efa nanao fanekena tamin’ny Voafidiko Aho; eny, efa nianiana tamin’i Davida mpanompoko Aho hoe:
4
Hampitoetra ny taranakao ho mandrakizay Aho ka hanangana ny sezafiandriananao hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
5
Hidera ny fahagagana ataonao ny lanitra, TOMPO ô, ary eo amin’ny fivorian’ny masina koa ny fahamarinanao.
6
Fa iza any an-danitra no mitovy amin’NY TOMPO? Ary iza amin’ny zanak’ireo andriamanitra no afa-mitaha amin’NY TOMPO?
7
Andriamanitra mahatahotra indrindra eo amin’ny filankevitr’ireo masina ary hatahoran’izay rehetra manodidina Azy fatratra?
8
RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô, iza no mahery tahaka Anao, TOMPO ô? Manodidina Anao ny fahamarinanao.
9
Ianao manapaka ny fisavoanan’ny ranomasina; raha manonja ny alondrano dia mampitsahatra azy Ianao.
10
Ianao no nanorotoro an’i Rahaba ho tahaka izay voavono; ny sandrinao mahery no nampielezanao ny fahavalonao.
11
Anao ny lanitra, anao koa ny tany; izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy, Ianao no nanorina azy.
12
Ny avaratra sy ny atsimo, Ianao no nahary azy; ny anaranao no ihobian’i Tabara sy i Hermona.
13
Manan-tsandry mahery Ianao; mahery ny tananao, misandratra ny tananao ankavanana.
14
Rariny sy fitsarana marina no fanorenan’ny sezafiandriananao; famindrampo sy fahamarinana no mialoha ny tavanao.
15
Sambatra izay firenena mahalala ny feo fihobiana! TOMPO ô, amin’ny fahazavan’ny tavanao no andehanany.
16
Ny anaranao no ifaliany mandrakariva ary ny fahamarinanao no isandratany.
17
Fa voninahitry ny heriny Ianao ary amin’ny fankasitrahanao no isandratan’ny tandrokay.
18
Fa an’NY TOMPO ny ampinganay; an’ny Iray Masin’ny Israely ny mpanjakanay.
19
Tamin’izany ny olonao masina dia nilazanao tamin’ny fahitana hoe: Nametraka famonjena tamin’ny mpiady mahery iray Aho ary nanandratra zatovo iray teo amin’ny olona.
20
Nahita an’i Davida mpanompoko Aho; ny diloiloko masina no nanosorako azy.
21
Izy no homban’ny tanako; eny, ny sandriko no hampahery azy.
22
Tsy hamitaka azy ny fahavalo ary tsy hampahory azy ny ratsy fanahy.
23
Fa handripaka ny fahavalony eo anoloany Aho sady hamely izay mankahala azy.
24
Ny fahamarinako sy ny famindrampoko no homba azy ary amin’ny anarako no hisandratan’ny tandrony.
25
Dia hampitoetra ny tanany amin’ny ranomasina Aho ary ny tanany havanana amin’ny ony.
26
Izy hiantso Ahy hoe: Raiko Ianao, Andriamanitro sy vatolampin’ny famonjena ahy.
27
Izaho kosa hanao azy ho lahimatoa ambony indrindra amin’ny mpanjakan’ny tany.
28
Hitahiry ny famindrampoko ho azy mandrakizay Aho ary ny fanekeko dia hampaharetiko aminy.
29
Hampaharitra ny taranany ho mandrakizay Aho ary ny sezafiandrianany dia ho tahaka ny faharetan’ny lanitra.
30
Raha mahafoy ny lalànako ny zanany ka tsy mandeha araka ny fitsipiko,
31
raha ny fitsipiko no hamavoiny ary ny didiko no tsy tandremany,
32
dia hovalìko tsorakazo ny fahadisoany, ary hovalìko kapoka ny helony.
33
Kanefa ny famindrampoko tsy hofoanako aminy ary tsy havadiko ny fahamarinako;
34
tsy hivadihako ny fanekeko ary tsy hovako ny nolazain’ny molotro.
35
Izao zavatra iray loha izao no nianianako tamin’ny fahamasinako, tsy handainga amin’i Davida mihitsy Aho:
36
Ny taranany dia haharitra mandrakizay ary ny sezafiandrianany dia ho tahaka ny masoandro eo anatrehako.
37
Hampitoerina mandrakizay tahaka ny volana izy, tahaka ny vavolombelona marina any an-danitra.
38
Kanefa narianao sy nolavinao izy! Tezitra tamin’ny Voahosotrao Ianao!
39
Nofoananao ny fanekena tamin’ny mpanomponao; nolotoinao ny satroboninahiny ka narianao tamin’ny tany.
40
Noravanao ny fefiny rehetra; nosimbanao ny fiarovany mafy.
41
Izay rehetra mandalo eny an-dalana dia mandroba azy; tonga fandatsan’ny mpiaramonina aminy izy.
42
Nampisandratra ny tanana havanan’ny rafilahiny Ianao ary nampifaly ny fahavalony rehetra.
43
Nampihemotra ny lelan’ny sabany Ianao ka tsy nampaharitra azy tamin’ny ady.
44
Nampitsahatra ny voninahiny Ianao ka nanongana ny sezafiandrianany ho amin’ny tany.
45
Nanafohy ny andron’ny fahatanorany Ianao ary nanaron-kenatra azy.
46
Mandra-pahoviana, TOMPO ô? Hiery mandrakizay va Ianao? Hirehitra tahaka ny afo va ny fahatezeranao?
47
Tsarovy ny hafohin’ny androko; toa zava-poana mihitsy ny namoronanao ny zanak’olombelona rehetra!
48
Iza no lehilahy ho velona ka tsy hahita fahafatesana fa hahavonjy ny tenany tsy ho azon’ny fitoeran’ny maty?
49
Tompo ô, aiza ny famindramponao fahiny izay nianiananao tamin’i Davida tamin’ny fahamarinanao?
50
Tompo ô, tsarovy ny latsa manjo ny mpanomponao; ny tratrako dia mivesatra ny firenena marobe,
51
dia ny nandatsan’ny fahavalonao, TOMPO ô, Eny, ny nandatsany ny dian’ny Voahosotrao!
52
Isaorana mandrakizay anie NY TOMPO! Amena! Eny, Amena!
← Chapter 88
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
Chapter 11
Chapter 12
Chapter 13
Chapter 14
Chapter 15
Chapter 16
Chapter 17
Chapter 18
Chapter 19
Chapter 20
Chapter 21
Chapter 22
Chapter 23
Chapter 24
Chapter 25
Chapter 26
Chapter 27
Chapter 28
Chapter 29
Chapter 30
Chapter 31
Chapter 32
Chapter 33
Chapter 34
Chapter 35
Chapter 36
Chapter 37
Chapter 38
Chapter 39
Chapter 40
Chapter 41
Chapter 42
Chapter 43
Chapter 44
Chapter 45
Chapter 46
Chapter 47
Chapter 48
Chapter 49
Chapter 50
Chapter 51
Chapter 52
Chapter 53
Chapter 54
Chapter 55
Chapter 56
Chapter 57
Chapter 58
Chapter 59
Chapter 60
Chapter 61
Chapter 62
Chapter 63
Chapter 64
Chapter 65
Chapter 66
Chapter 67
Chapter 68
Chapter 69
Chapter 70
Chapter 71
Chapter 72
Chapter 73
Chapter 74
Chapter 75
Chapter 76
Chapter 77
Chapter 78
Chapter 79
Chapter 80
Chapter 81
Chapter 82
Chapter 83
Chapter 84
Chapter 85
Chapter 86
Chapter 87
Chapter 88
Chapter 89
Chapter 90
Chapter 91
Chapter 92
Chapter 93
Chapter 94
Chapter 95
Chapter 96
Chapter 97
Chapter 98
Chapter 99
Chapter 100
Chapter 101
Chapter 102
Chapter 103
Chapter 104
Chapter 105
Chapter 106
Chapter 107
Chapter 108
Chapter 109
Chapter 110
Chapter 111
Chapter 112
Chapter 113
Chapter 114
Chapter 115
Chapter 116
Chapter 117
Chapter 118
Chapter 119
Chapter 120
Chapter 121
Chapter 122
Chapter 123
Chapter 124
Chapter 125
Chapter 126
Chapter 127
Chapter 128
Chapter 129
Chapter 130
Chapter 131
Chapter 132
Chapter 133
Chapter 134
Chapter 135
Chapter 136
Chapter 137
Chapter 138
Chapter 139
Chapter 140
Chapter 141
Chapter 142
Chapter 143
Chapter 144
Chapter 145
Chapter 146
Chapter 147
Chapter 148
Chapter 149
Chapter 150
Chapter 90 →
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50
51
52
53
54
55
56
57
58
59
60
61
62
63
64
65
66
67
68
69
70
71
72
73
74
75
76
77
78
79
80
81
82
83
84
85
86
87
88
89
90
91
92
93
94
95
96
97
98
99
100
101
102
103
104
105
106
107
108
109
110
111
112
113
114
115
116
117
118
119
120
121
122
123
124
125
126
127
128
129
130
131
132
133
134
135
136
137
138
139
140
141
142
143
144
145
146
147
148
149
150