bible
ra
🌐 Language
English
Español
Français
Deutsch
Português
Italiano
Nederlands
Русский
中文
日本語
한국어
العربية
Türkçe
Tiếng Việt
ไทย
Indonesia
All Languages
Home
/
Malagasy
/
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
/
Esther 10
Esther 10
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
← Chapter 9
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
1
Ny amperôra Kserksesa dia nampanao asa an-terivozona ny mponina an’atitany sy amorontsiraka teo amin’ny fanjakany.
2
Izay rehetra nataony araka ny fahefana sy ny herimpo nananany ary koa ny andinindininy momba ny nanondrotany an’i Môrdôkay dia efa voasoratra ao amin’ilay boky milohateny hoe Asan’ireo amperôran’i Media sy i Persia.
3
I Môrdôkay, ilay Jiosy, no olona ambony indrindra nanarakaraka ny amperôra Kserksesa teo amin’ny fanjakana; sady nalaza sy mamy hoditra izy teo amin’ny Jiosy rehetra mpiray firenena aminy, noho izy nitady hahasoa ny fireneny sy nanao didy hiadanan’ny olona rehetra iray firazanana aminy.
← Chapter 9
Jump to:
Chapter 1
Chapter 2
Chapter 3
Chapter 4
Chapter 5
Chapter 6
Chapter 7
Chapter 8
Chapter 9
Chapter 10
All chapters:
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
Recommended Reading
Commentary
Esther Commentaries
→
Devotional
Esther Devotional Guide
→
Get This Bible
Malagasy (DIEM PROTESTANTA) Study Bible
→